33 Izaho aza tsy nahalala azy akory, fa Ilay naniraka ahy hanao batisa amin’ny rano no nilaza tamiko hoe: ‘Izay olona hitanao idinan’ny fanahy sy ijanonany,+ dia izy ilay manao batisa amin’ny fanahy masina.’+ 34 Efa hitako izany, ka manaporofo aho fa izy no Zanak’Andriamanitra.”+