2 Korintianina 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa saro-piaro aminareo aho, hoatran’Andriamanitra saro-piaro* aminareo. Izaho mihitsy mantsy no nanolotra anareo ho fofombadin’ny lehilahy iray. Te hanolotra anareo ho virjiny madio ho an’i Kristy+ aho. Efesianina 5:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Apokalypsy 21:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary tonga ny iray tamin’ireo anjely fito nanana vilia fito feno ny loza fito farany,+ ka niteny tamiko hoe: “Avia fa hasehoko anao ny ampakarina, ilay vadin’ny Zanak’ondry.”+
2 Fa saro-piaro aminareo aho, hoatran’Andriamanitra saro-piaro* aminareo. Izaho mihitsy mantsy no nanolotra anareo ho fofombadin’ny lehilahy iray. Te hanolotra anareo ho virjiny madio ho an’i Kristy+ aho.
9 Ary tonga ny iray tamin’ireo anjely fito nanana vilia fito feno ny loza fito farany,+ ka niteny tamiko hoe: “Avia fa hasehoko anao ny ampakarina, ilay vadin’ny Zanak’ondry.”+