Matio 1:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hiteraka zazalahy izy, ary ataovy hoe Jesosy* ny anarany,+ satria izy no hamonjy ny fireneny ho afaka amin’ny fahotan’izy ireo.”+ Asan’ny Apostoly 10:43 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 43 Izy no nambaran’ny mpaminany rehetra+ hoe izay mino azy dia hahazo famelan-keloka amin’ny anarany.”+ Filipianina 2:9, 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
21 Hiteraka zazalahy izy, ary ataovy hoe Jesosy* ny anarany,+ satria izy no hamonjy ny fireneny ho afaka amin’ny fahotan’izy ireo.”+
43 Izy no nambaran’ny mpaminany rehetra+ hoe izay mino azy dia hahazo famelan-keloka amin’ny anarany.”+