-
Asan’ny Apostoly 3:9, 10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Ary hitan’ny vahoaka rehetra izy nandeha sy nidera an’Andriamanitra. 10 Fantatr’izy ireo avy eo fa izy ilay lehilahy nipetraka nangataka teo amin’ny Vavahady Kanto, teo amin’ny tempoly.+ Koa gaga be izy ireo, sady tsy nampino azy ireo izay nitranga tamin’ilay lehilahy.
-