Asan’ny Apostoly 5:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Narahin’izy ireo àry ny torohevitr’i Gamaliela, ka nampanantsoiny ny apostoly. Ary nokaravasiny*+ sy norarany tsy hiteny amin’ny anaran’i Jesosy intsony izy ireo, dia navelany handeha.
40 Narahin’izy ireo àry ny torohevitr’i Gamaliela, ka nampanantsoiny ny apostoly. Ary nokaravasiny*+ sy norarany tsy hiteny amin’ny anaran’i Jesosy intsony izy ireo, dia navelany handeha.