FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa enina andro no nanaovan’i Jehovah ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina ary izay rehetra ao amin’ireo. Ary nanomboka nitsahatra izy tamin’ny andro fahafito.+ Izany no antony nitahian’i Jehovah ny andro sabata sy nanamasinany azy.

  • Nehemia 9:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Ianao irery ihany no Jehovah.+ Ianao no nanao ny lanitra, dia ny lanitry ny lanitra sy ny tafiny rehetra. Ianao koa no nanao ny tany sy izay rehetra eo amboniny, ary ny ranomasina sy izay rehetra ao anatiny. Ianao no mahatonga an’ireny rehetra ireny ho velona. Miankohoka eo anatrehanao koa ny tafiky ny lanitra.

  • Salamo 146:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Ilay Mpanao ny lanitra sy ny tany

      Sy ny ranomasina ary izay rehetra ao amin’ireo,+

      Dia Ilay tsy mivadika mihitsy,+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara