FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 53:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Sitrapon’i Jehovah* anefa ny hanorotoro azy, dia navelany hijaly izy.

      Raha atolotrao ho fanatitra noho ny heloka ny ainy,+

      Dia hahita an’izay ho taranany izy sady ho lava andro iainana.+

      Izy koa no hanatanteraka an-tsakany sy an-davany an’izay tian’i* Jehovah.+

  • Lioka 24:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Hoy izy avy eo: “Efa niteny taminareo aho, tamin’izaho mbola teo aminareo,+ fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nosoratana momba ahy ao amin’ny Lalàn’i Mosesy sy ao amin’ny Mpaminany ary ny Salamo.”+

  • Asan’ny Apostoly 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Natolotra anareo iny lehilahy iny, satria efa sitrapon’Andriamanitra* izany sady efa fantany mialoha.+ Nofantsihanareo teo amin’ny tsato-kazo izy, ary olona mpandika lalàna no nasainareo nanao an’izany. Novonoinareo izy,+

  • 1 Petera 1:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Marina fa efa voafidy* mialoha i Kristy, talohan’ny nanorenana an’izao tontolo izao.+ Naseho anefa izy tamin’izao fotoana farany izao, noho ny aminareo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara