Asan’ny Apostoly 2:44, 45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Ary niaraka daholo izay lasa mpino, ka nikambanany daholo ny zava-drehetra. 45 Nivarotra ny taniny sy ny fananany izy ireo,+ ka ny vola azo dia nozarainy tamin’ny rehetra, araka izay nilain’ny tsirairay.+
44 Ary niaraka daholo izay lasa mpino, ka nikambanany daholo ny zava-drehetra. 45 Nivarotra ny taniny sy ny fananany izy ireo,+ ka ny vola azo dia nozarainy tamin’ny rehetra, araka izay nilain’ny tsirairay.+