Asan’ny Apostoly 2:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 ary nidera an’Andriamanitra sady nahazo sitraka tamin’ny vahoaka manontolo. Nandritra an’izany fotoana izany, dia nisy olona voavonjy nataon’i Jehovah* nanampy isa azy ireo isan’andro.+
47 ary nidera an’Andriamanitra sady nahazo sitraka tamin’ny vahoaka manontolo. Nandritra an’izany fotoana izany, dia nisy olona voavonjy nataon’i Jehovah* nanampy isa azy ireo isan’andro.+