-
Asan’ny Apostoly 15:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Fa nitsangana kosa ny mpino sasany izay efa tao amin’ny sektan’ny Fariseo, ka niteny hoe: “Tokony hoforana ireny ary hasaina manaraka ny Lalàn’i Mosesy.”+
-