FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 23:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia neken’i Abrahama ihany ny tenin’i Efrona, ka nolanjainy ho an’i Efrona ilay volafotsy efa nolazainy teo anatrehan’ny taranak’i Heta, dia volafotsy 400 sekely,* araka ny lanja fampiasan’ny mpivarotra.+

  • Eksodosy 13:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nentin’i Mosesy niaraka taminy koa ny taolambalon’i Josefa, satria efa nasain’i Josefa nianiana ny zanak’Israely ka nilazany hoe: “Tsy maintsy hahatsiaro anareo Andriamanitra, ka ento miakatra miaraka aminareo hiala atỳ ny taolambaloko.”+

  • Josoa 24:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Ary ny taolambalon’i Josefa+ izay efa nentin’ny Israelita niakatra avy tany Ejipta, dia nalevina tao Sekema, tao amin’ilay tany novidin’i Jakoba 100 kesita*+ tamin’ny taranak’i Hamora+ rain’i Sekema. Dia lasa lovan’ny taranak’i Josefa ilay tany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara