FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 2:21, 22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nanaiky hipetraka tao amin’i Regoela i Mosesy, taorian’izay. Ary nomeny ho vadiny i Zipora+ zanany vavy. 22 Dia niteraka zazalahy i Zipora tatỳ aoriana. Ary nataon’i Mosesy hoe Gersoma*+ ny anaran’ilay zaza satria hoy izy: “Lasa mpivahiny atỳ an-tanin’olona aho.”+

  • Eksodosy 18:2-4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Dia nentin’i Jetro rafozan’i Mosesy i Zipora vadin’i Mosesy. Nalefa nody tany amin’i Jetro mantsy i Zipora 3 sy ny zanany roa lahy.+ Gersoma*+ no natao anaran’ny iray, satria hoy i Mosesy: “Lasa mpivahiny atỳ an-tanin’olona aho.” 4 Ny anaran’ny iray kosa natao hoe Eliezera,* fa hoy izy: “Ny Andriamanitry ny raiko no mpanampy ahy, ka namonjy ahy tsy ho fatin’ny sabatr’i Farao.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara