-
Eksodosy 2:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia namaly izy hoe: “Iza no nanendry an’ialahy ho lehibenay sy mpitsara anay? Tadiavin’ialahy hovonoina hoatran’ilay Ejipsianina koa angaha aho?”+ Dia natahotra i Mosesy ka nanao anakampo hoe: “Tena nisy nahafantatra ilay izy!”
-
-
Asan’ny Apostoly 7:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Fa natosik’ilay namely an’ilay namany izy, sady noteneniny hoe: ‘Iza no nanendry an’ialahy ho mpitondra sy mpitsara anay?
-