-
Eksodosy 32:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Koa nifoha maraina izy ireo ny ampitson’iny, ary nanolotra fanatitra dorana sy sorona iombonana. Dia nipetraka hihinana sy hisotro ny vahoaka avy eo. Taorian’izay dia nitsangana izy ireo mba hanao fety.+
-