Asan’ny Apostoly 17:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ilay Andriamanitra nanao an’izao tontolo izao sy ny zava-drehetra ao aminy, dia tsy mba mipetraka ao amin’ny tempoly nataon-tanana,+ satria izy no Tompon’ny lanitra sy ny tany.+
24 Ilay Andriamanitra nanao an’izao tontolo izao sy ny zava-drehetra ao aminy, dia tsy mba mipetraka ao amin’ny tempoly nataon-tanana,+ satria izy no Tompon’ny lanitra sy ny tany.+