FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 22:6-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Raha mbola teny an-dalana anefa aho ary efa akaiky an’i Damaskosy, tamin’ny mitataovovonana teo ho eo, dia nisy hazavana be tampoka avy any an-danitra nanjelanjelatra nanodidina ahy.+ 7 Dia nianjera tamin’ny tany aho, ary naheno feo nilaza tamiko hoe: ‘Saoly, Saoly, fa maninona ianao no manenjika ahy?’ 8 Koa namaly aho hoe: ‘Iza moa ianao, tompoko?’ Ary hoy izy: ‘Izaho no Jesosy avy any Nazareta, ilay enjehinao.’ 9 Tena nahita an’ilay hazavana koa ireo lehilahy niaraka tamiko, saingy tsy naheno an’izay nolazain’ilay niresaka tamiko. 10 Dia niteny aho hoe: ‘Inona, tompoko, no tokony hataoko?’ Ary hoy ny Tompo tamiko: ‘Mitsangàna dia mandehana any Damaskosy, fa hisy olona any hilaza aminao an’izay rehetra asaina ataonao.’+ 11 Tsy nahita na inona na inona anefa aho satria namirapiratra be ilay hazavana, ka notantanan’ireo niaraka tamiko nankany Damaskosy.

  • Asan’ny Apostoly 26:13-18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara