-
2 Korintianina 11:32, 33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
32 Tany Damaskosy, dia nanome baiko hiambenana an’ilay tanàna ny governora notendren’i Areta Mpanjaka mba hisamborana ahy. 33 Nampidinina tamin’ny sobika avy teo am-baravarankelin’ny mandan’ilay tanàna anefa aho,+ ka afa-nandositra.
-