FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Sitrano ny marary,+ atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia. Nahazo maimaim-poana ianareo, ka manomeza maimaim-poana.

  • Asan’ny Apostoly 4:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Raha fotopotorana izahay androany satria nanao soa olona kilemaina,+ ka tianareo ho fantatra hoe iza no nanasitrana azy, 10 dia aoka ho fantatrareo rehetra sy ny vahoakan’Israely manontolo fa matoa io lehilahy io salama tsara manoloana anareo eto, dia noho ny anaran’i Jesosy Kristy avy any Nazareta,+ ilay novonoinareo teo amin’ny tsato-kazo,+ nefa natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara