FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 10:17-20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Raha mbola sahiran-tsaina i Petera hoe inona no mety ho dikan’ilay fahitana, dia tamin’izay indrindra no nijoro teo am-bavahady ireo lehilahy nirahin’i Kornelio, rehefa avy nanontany hoe aiza ny tranon’i Simona.+ 18 Dia niantso izy ireo ka nanontany raha nivahiny tao i Simona, ilay antsoina koa hoe Petera. 19 Teo am-pieritreretana an’ilay fahitana i Petera no niteny taminy ny fanahy masina+ hoe: “Misy telo lahy mitady anao ireo! 20 Koa mitsangàna dia midìna, ary aza misalasala mihitsy fa mandehana miaraka aminy, satria izaho no naniraka an-dry zareo.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara