28 Ary izao avy no nanendren’Andriamanitra ny tsirairay eo anivon’ny fiangonana: Voalohany, apostoly;+ faharoa, mpaminany;+ fahatelo, mpampianatra;+ avy eo, ireo manao fahagagana,+ ireo mahay manasitrana,+ ireo manampy olona, ireo mahay mitarika,+ ary ireo mahay fiteny samihafa.+