FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 19:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary mbola nanao fahagagana miavaka tamin’ny alalan’i Paoly foana Andriamanitra.+

  • Hebreo 2:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 dia tsy ho voasazy ve isika raha tsy miraharaha an’izao famonjena lehibe izao?+ Ny Tompontsika+ mantsy no voalohany nilaza an’io famonjena io. Ary izay naheno azy io dia nanamafy tamintsika hoe marina izy io. 4 Efa nanome porofo momba azy io koa Andriamanitra ka nanao famantarana sy fahagagana* ary zavatra miavaka isan-karazany,+ sady nizara fanahy masina araka izay sitrapony.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara