Asan’ny Apostoly 11:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa naheno an’izany izy ireo, dia tsy nanohitra intsony.* Nanome voninahitra an’Andriamanitra kosa izy ireo, ka niteny hoe: “Hay ve ka tian’Andriamanitra hibebaka koa ny hafa firenena mba hahazoan’izy ireo fiainana e!”+
18 Rehefa naheno an’izany izy ireo, dia tsy nanohitra intsony.* Nanome voninahitra an’Andriamanitra kosa izy ireo, ka niteny hoe: “Hay ve ka tian’Andriamanitra hibebaka koa ny hafa firenena mba hahazoan’izy ireo fiainana e!”+