-
Romanina 16:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Mampamangy, hono, ianareo, hoy i Timoty, mpiara-miasa amiko, sy Losio sy Jasona ary Sosipatro, izay samy havako.+
-
-
1 Korintianina 4:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Izany no antony anirahako an’i Timoty any aminareo, satria zanako malalako sy mendri-pitokisana ao amin’ny Tompo izy. Hampahatsiahiviny anareo ny fomba fiasako* amin’ny fanompoana ampanaovin’i Kristy Jesosy ahy,+ izany hoe ilay fomba fiasa ampianariko any amin’ny fiangonana rehetra, na aiza na aiza.
-