Filipianina 1:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Avy amin’i Paoly sy Timoty, mpanompon’i Kristy Jesosy. Ho an’ny olona masina rehetra tafaray amin’i Kristy Jesosy any Filipy,+ anisan’izany ny mpiandraikitra sy ny mpikarakara fiangonana,+
1 Avy amin’i Paoly sy Timoty, mpanompon’i Kristy Jesosy. Ho an’ny olona masina rehetra tafaray amin’i Kristy Jesosy any Filipy,+ anisan’izany ny mpiandraikitra sy ny mpikarakara fiangonana,+