-
Asan’ny Apostoly 16:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Iny alina iny ihany dia nentin’ilay lehilahy izy ireo, ary nosasany ny ratrany. Dia natao batisa tsy nisy hataka andro+ izy sy ny ankohonany manontolo.
-
-
Asan’ny Apostoly 18:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Lasa nino ny Tompo anefa i Krispo,+ mpitantana an’ilay synagoga, sy ny ankohonany manontolo. Ary lasa mpino ny ankamaroan’ny Korintianina naheno ny vaovao tsara, ka natao batisa.
-