-
Asan’ny Apostoly 17:33, 34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Koa niala teo amin’izy ireo i Paoly. 34 Nisy sasany nanaraka azy ihany anefa ka lasa mpino. Anisan’izany i Dionysio, mpitsara tao amin’ny fitsarana teo amin’ny Areopago, ary ny vehivavy iray atao hoe Damary, sy ny olon-kafa.
-