Deoteronomia 4:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Raha mitady an’i Jehovah Andriamanitrao anefa ianao any, dia tena hahita azy tokoa+ raha mitady azy amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo.+ Salamo 145:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Romanina 1:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
29 “Raha mitady an’i Jehovah Andriamanitrao anefa ianao any, dia tena hahita azy tokoa+ raha mitady azy amin’ny fonao manontolo sy ny tenanao manontolo.+