FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘Aza manao sary sokitra+ ho anao, na manamboatra zavatra mitovy bika amin’izay eny amin’ny lanitra ambony, na izay etỳ amin’ny tany ambany, na izay any anaty rano ambanin’ny tany.

  • Isaia 37:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary nodorany ny andriamanitr’izy ireny,+ satria tsy andriamanitra fa vato aman-kazo sady asa tanan’olona ihany.+ Izany no nahatonga azy ho afaka namotika azy ireny.

  • Isaia 40:18-20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Iza no azonareo ampitovina amin’Andriamanitra?+

      Ary inona no azonareo ampitahaina aminy?+

      19 Manamboatra sampy* ny mpanao asa tanana,

      Ary mametaka takela-bolamena+ eo amin’ilay izy ny mpanefy,

      Sady manefy rojo volafotsy.

      20 Mifidy hazo ny olona mba hataony fanomezana,+

      Dia hazo tsy ho lo.

      Mitady mpanao asa tanana mahay izy,

      Mba hanamboatra sary sokitra izay tsy hitongilangilana.+

  • Isaia 46:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Hampitovinareo amin’iza aho, ary hampitahainareo amin’iza,+

      Mba hahitana raha mitovy izahay?+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara