FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 4:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Izao àry no lazaiko sady ampirisihako anareo eo anatrehan’ny Tompo: Aza manao hoatran’izao tontolo izao intsony,+ fa tsy misy dikany* ny fisainan’izy ireo.+ 18 Maizin-tsaina izy ireo sady tsy hahazo an’ilay fiainana ampanantenain’Andriamanitra antsika, satria tsy mahalala an’Andriamanitra izy ireo ary tsy mihontsina* ny fony.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara