-
Asan’ny Apostoly 2:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Niaraka teo amin’ny toerana iray daholo izy rehetra, tamin’ny Fetin’ny Pentekosta.+
-
-
1 Korintianina 12:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Fa ny iray nomena tenim-pahendrena* tamin’ny alalan’ny fanahy, ary ny iray tenim-pahalalana tamin’ny alalan’io fanahy io ihany.
-