Asan’ny Apostoly 23:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nijoro teo akaikin’i Paoly anefa ny Tompo ny alin’iny, ka niteny hoe: “Manàna herim-po!+ Fa hoatran’ny nitorianao sy nanazavanao tsara ny momba ahy teto Jerosalema no tsy maintsy hitorianao any Roma koa.”+
11 Nijoro teo akaikin’i Paoly anefa ny Tompo ny alin’iny, ka niteny hoe: “Manàna herim-po!+ Fa hoatran’ny nitorianao sy nanazavanao tsara ny momba ahy teto Jerosalema no tsy maintsy hitorianao any Roma koa.”+