4 Niaraka taminy i Sopatera zanak’i Pyro avy any Beria, Aristarko+ sy Sekondo izay samy avy any Tesalonika, Gaio avy any Derbe, Timoty,+ ary Tykiko+ sy Trofimo+ izay samy avy any amin’ny faritanin’i Azia.
10 Mampamangy, hono, ianareo, hoy i Aristarko,+ mpiara-migadra amiko, sy Marka,+ zanak’olo-mpiray tam-po amin’i Barnabasy.—I Marka ilay nasaina noraisinareo tsara+ raha tonga any aminareo.—