16 Ary hangataka amin’ny Ray aho, ka homeny mpanampy hafa ianareo, mba ho eo aminareo mandrakizay,+ 17 dia ny fanahin’ny fahamarinana.+ Tsy afaka mahazo azy io izao tontolo izao, satria tsy hitany na fantany izy io.+ Ianareo no mahalala azy io, satria eo aminareo foana izy io sady ao anatinareo.