3 Noho izany, ry rahalahy, dia mifidiana fito lahy tsara laza+ eo aminareo, izay sady feno fanahy masina no manam-pahendrena,+ mba hotendrena hanao an’izany zavatra tsy maintsy atao izany.+
5 Nahafaly ny rehetra ny tenin’izy ireo, ka nofidin’izy ireo i Stefana, lehilahy tena nanam-pinoana sy feno fanahy masina, sy Filipo,+ Prokoro, Nikanora, Timona, Parmena, ary Nikoleo avy any Antiokia, ilay lasa nanaraka ny fivavahana jiosy.*