27 Nisy mpaminany+ nidina avy any Jerosalema nankany Antiokia, tamin’izany andro izany. 28 Anisan’ireny ilay antsoina hoe Agabo,+ izay notarihin’ny fanahy hilaza mialoha fa tsy ho ela dia hisy mosary lehibe hanerana ny tany.+ Dia izany tokoa no nitranga tamin’ny andron’i Klaodio.