FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 12:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Nanao fihetsika tamin’ny tanany anefa izy mba hampanginana azy ireo, ary notantarainy tamin’ny an-tsipiriany ny namoahan’i Jehovah* azy avy tao am-ponja. Ary hoy izy: “Tantarao amin’i Jakoba+ sy ny rahalahy izany.” Dia nivoaka izy, ary lasa nankany an-toeran-kafa.

  • Asan’ny Apostoly 15:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Galatianina 1:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy nahita apostoly hafa mihitsy anefa aho, fa i Jakoba+ rahalahin’ny Tompo ihany no hitako.

  • Galatianina 2:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 ary rehefa fantatr’izy ireo fa nanehoana hatsaram-panahy miavaka aho,+ dia nanolotra ny tanany ankavanana taminay sy Barnabasy+ i Jakoba+ sy Kefasy* ary Jaona, izay hoatran’ny hoe andrin’ny fiangonana. Nanao an’izany izy ireo mba ho marika fa mpiara-miasa daholo izahay. Amin’izay dia handeha any amin’ny hafa firenena izahay, fa izy ireo kosa any amin’ny voafora.

  • Jakoba 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara