1 Korintianina 9:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tamin’ny Jiosy dia nanao hoatran’ny Jiosy aho, mba hahazoako ny Jiosy.+ Tamin’izay teo ambanin’ny lalàna, dia lasa hoatran’izay teo ambanin’ny lalàna aho, na dia tsy eo ambanin’ny lalàna aza, mba hahazoako an’izay eo ambanin’ny lalàna.+
20 Tamin’ny Jiosy dia nanao hoatran’ny Jiosy aho, mba hahazoako ny Jiosy.+ Tamin’izay teo ambanin’ny lalàna, dia lasa hoatran’izay teo ambanin’ny lalàna aho, na dia tsy eo ambanin’ny lalàna aza, mba hahazoako an’izay eo ambanin’ny lalàna.+