Asan’ny Apostoly 20:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Niaraka taminy i Sopatera zanak’i Pyro avy any Beria, Aristarko+ sy Sekondo izay samy avy any Tesalonika, Gaio avy any Derbe, Timoty,+ ary Tykiko+ sy Trofimo+ izay samy avy any amin’ny faritanin’i Azia. 2 Timoty 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nijanona any Korinto i Erasto,+ fa navelako any Mileto kosa i Trofimo+ satria narary.
4 Niaraka taminy i Sopatera zanak’i Pyro avy any Beria, Aristarko+ sy Sekondo izay samy avy any Tesalonika, Gaio avy any Derbe, Timoty,+ ary Tykiko+ sy Trofimo+ izay samy avy any amin’ny faritanin’i Azia.