-
Asan’ny Apostoly 5:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Nitsangana teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy anefa ny Fariseo iray atao hoe Gamaliela.+ Mpampianatra ny Lalàna izy ary nohajain’ny vahoaka rehetra. Nasainy navoaka vetivety aloha ny apostoly.
-