Asan’ny Apostoly 7:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 Dia nandroaka azy tany ivelan’ny tanàna izy ireo, ka nitora-bato azy.+ Ary nametraka ny akanjony ivelany teo an-tongotry ny tovolahy atao hoe Saoly+ ireo vavolombelona+ niampanga azy. Asan’ny Apostoly 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary nankasitraka ny namonoana an’i Stefana i Saoly.+ Tamin’izany andro izany, dia nenjehina mafy ny fiangonana tany Jerosalema, ka niparitaka nanerana ny faritr’i Jodia sy Samaria izy rehetra,+ afa-tsy ny apostoly. 1 Timoty 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Timoty 1:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
58 Dia nandroaka azy tany ivelan’ny tanàna izy ireo, ka nitora-bato azy.+ Ary nametraka ny akanjony ivelany teo an-tongotry ny tovolahy atao hoe Saoly+ ireo vavolombelona+ niampanga azy.
8 Ary nankasitraka ny namonoana an’i Stefana i Saoly.+ Tamin’izany andro izany, dia nenjehina mafy ny fiangonana tany Jerosalema, ka niparitaka nanerana ny faritr’i Jodia sy Samaria izy rehetra,+ afa-tsy ny apostoly.