FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Asan’ny Apostoly 26:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Fantatry ny Jiosy rehetra ny fomba fiainako teo amin’ny mpiray firenena amiko* sy tany Jerosalema, hatramin’izaho mbola kely.+ 5 Fantatry ny Jiosy nahalala tsara ahy izany. Ary afaka manamarina an’izany ry zareo, raha tiany, fa efa Fariseo aho+ ka nanaraka an’ilay sekta* hentitra indrindra tao amin’ny fivavahanay.+

  • Filipianina 3:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Raha misy olona tena manana antony ianteherana amin’ny nofo, dia izaho.

      Ary raha misy mieritreritra hoe afaka miantehitra amin’ny nofo, dia izaho mbola mihoatra noho izy. 5 Noforana tamin’ny andro fahavalo+ mantsy aho, avy tamin’ny firenen’Israely, avy tamin’ny fokon’i Benjamina, Hebreo nateraky ny Hebreo,+ ary Fariseo+ raha ny lalàna no resahina.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara