-
Asan’ny Apostoly 22:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 “Raha mbola teny an-dalana anefa aho ary efa akaiky an’i Damaskosy, tamin’ny mitataovovonana teo ho eo, dia nisy hazavana be tampoka avy any an-danitra nanjelanjelatra nanodidina ahy.+ 7 Dia nianjera tamin’ny tany aho, ary naheno feo nilaza tamiko hoe: ‘Saoly, Saoly, fa maninona ianao no manenjika ahy?’
-