Asan’ny Apostoly 25:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hay nisy adihevitra fotsiny teo amin-dry zareo momba ny fivavahany amin’andriamanitra*+ sy momba an’izany lehilahy atao hoe Jesosy izany, izay efa maty nefa izingizinin’i Paoly hoe velona.+
19 Hay nisy adihevitra fotsiny teo amin-dry zareo momba ny fivavahany amin’andriamanitra*+ sy momba an’izany lehilahy atao hoe Jesosy izany, izay efa maty nefa izingizinin’i Paoly hoe velona.+