-
Asan’ny Apostoly 23:23, 24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Ary nampiantso manamboninahitra roa lahy izy, ka niteny hoe: “Manomàna miaramila 200 lahy sy mpitaingin-tsoavaly 70 ary mpitan-defona 200 handeha ho any Kaisaria anio alina, amin’ny ora fahatelo.* 24 Dia manomàna koa soavaly hitaingenan’i Paoly mba hahatongavany soa aman-tsara any amin’i Feliksa Governora.”
-