Joela 2:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Matio 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izaho manao batisa anareo amin’ny rano satria mibebaka ianareo.+ Ilay ho avy ao aorianako anefa mahery noho izaho, ka tsy mendrika hanala ny kapany akory aza aho.+ Izy no hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina+ sy amin’ny afo.+ Marka 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Izaho nanao batisa anareo tamin’ny rano, fa izy kosa hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina.”+
11 Izaho manao batisa anareo amin’ny rano satria mibebaka ianareo.+ Ilay ho avy ao aorianako anefa mahery noho izaho, ka tsy mendrika hanala ny kapany akory aza aho.+ Izy no hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina+ sy amin’ny afo.+