-
Asan’ny Apostoly 25:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Rehefa niditra i Paoly, dia nitsangana nanodidina azy ny Jiosy nidina avy tany Jerosalema. Betsaka ny zavatra niampangany azy sady tsy hoe maivamaivana, nefa tsy vitan’izy ireo akory ny nanaporofo azy ireny.+
-