Salamo 18:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Izany no mahatonga ahy hanome voninahitra anao eo amin’ireo firenena, Jehovah ô,+Sy hanao hira fiderana* ho an’ny anaranao.+ Isaia 11:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Lioka 2:30-32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Efa hitan’ny masoko mantsy ny fomba hitondranao famonjena,+ 31 izay nomaninao teo imason’ny firenena rehetra,+ 32 dia hazavana+ izay hanala ny zavatra manarona ny firenena+ sady voninahitry ny Israely vahoakanao.”
49 Izany no mahatonga ahy hanome voninahitra anao eo amin’ireo firenena, Jehovah ô,+Sy hanao hira fiderana* ho an’ny anaranao.+
30 Efa hitan’ny masoko mantsy ny fomba hitondranao famonjena,+ 31 izay nomaninao teo imason’ny firenena rehetra,+ 32 dia hazavana+ izay hanala ny zavatra manarona ny firenena+ sady voninahitry ny Israely vahoakanao.”