Asan’ny Apostoly 5:18, 19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 ka nosamboriny ny apostoly ary nataony tao amin’ny fonjam-panjakana.+ 19 Nosokafan’ny anjelin’i Jehovah* anefa ny varavaran’ny fonja+ ny alin’iny, ka navoakany izy ireo. Ary hoy ilay anjely tamin’izy ireo: Hebreo 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy koa izy momba ny anjely: “Ataony mahery* ny anjeliny, ary ataony lelafo+ ny mpanompony.”*+ Hebreo 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Tsy fanahy manao fanompoana masina*+ ve izy rehetra, ka irahina hikarakara an’ireo handova famonjena?
18 ka nosamboriny ny apostoly ary nataony tao amin’ny fonjam-panjakana.+ 19 Nosokafan’ny anjelin’i Jehovah* anefa ny varavaran’ny fonja+ ny alin’iny, ka navoakany izy ireo. Ary hoy ilay anjely tamin’izy ireo:
14 Tsy fanahy manao fanompoana masina*+ ve izy rehetra, ka irahina hikarakara an’ireo handova famonjena?