-
Lioka 19:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Raha mbola nihaino an’izany ireo mpianatra, dia nilaza fanoharana hafa i Jesosy, satria efa akaiky an’i Jerosalema izy, sady noheverin’izy ireo hoe hiseho avy hatrany ny Fanjakan’Andriamanitra.+
-
-
Lioka 24:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Izahay anefa nanantena hoe izy no hanafaka ny Israely.+ Sady androany koa no andro fahatelo taorian’ny nitrangan’izany.
-