“Hisaorana mandrakizay doria anie ny anaran’Andriamanitra,
Satria izy irery ihany no hendry sy mahery!+
21 Manova fotoana sy vanim-potoana izy,+
Manongana mpanjaka sy mametraka mpanjaka eo amin’ny toerany,+
Manome fahendrena ho an’ny hendry, ary manome fahalalana ho an’ny olona lalin-tsaina.+